|
|
|
|

Entry1  banga ridana
Elementary words  2 banga, 3 ridana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 tsy misy nify na dia iray aza [1.1]
Explanations in English  6 (bangaridana) To be toothless. [1.2]
7 having some teeth missing [1.7]
Explanations in French  8 édenté [1.8]
Examples  9  Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332#3]
10  Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895#100]
Vocabulary  11  Health
Synonyms  12 banga nify

Updated on 2025/10/11